Quai Sud, 2 minutes d'arrêt

Ahanements d'octets austraux

mercredi 21 janvier 2009

[ 06:39 ] «Yes, we...»

Senator Dianne Feinstein :

Mijery izao tontolo izao, mahita ity demokrasia goavana miditra am-pilaminana amin'ny famindram-pahefana.

(...)

Mivory eto isika anio hanoritra marika vaovao anatin'ny tantara.

Fototry ny fahafahana ny fahalalahan'ny firenana mifidy izay hitondra azy.

Ao anatin'ny tontolo izay mazàna hahitana tolona politika mifangaro herisetra, isika kosa dia tonga eto isaky ny efa-taona, hanome ny fahefana maha-filoha ho an'ny mpitondra nofidiana tamin'ny fomba demokratika.

Ireo izay tsy mino fa mahery nohon'ny vato atoraka ny vato fifidianana, dia tsy ho afaka hampihena na oviana na oviana ny hery ateraky ny tolona am-pilaminana ho an'ny fahamarinana sy ny fitovian-jo, tahaka ny tolona izay nahatafita ity andro iray ity.

Tsy misy fandresena mifono herisetra afaka hitahy amin'ny hamamin'izao oram-pandresena izao, na hitahy amin'ny dikan'ity andro ity ho an'ireo izao nilahatra sy namoy ny ainy mba hahatonga azy.

Tsy mbola vita ny asantsika, fa ho hankalazain'ny fara aman-dimby any aoriana any ity maraina ity ho fehizoron'ny fiovana marina sy nilaina tao anatin'ny tantara.

President Barack Hussein Obama :

To those who cling to power through corruption and deceit and the silencing of dissent, know that you are on the wrong side of history; but that we will extend a hand if you are willing to unclench your fist.

Mince, je crois que je me suis encore trompé de zone géographique. Voilà ce que c'est que de jongler entre trois langues officielles ;-)

Ou peut-être ne me suis-je point trompé ? Qui sait ?

Dernière mise à jour :
21/1/2009 06:46

Commentaires du blog hébergés par Disqus


Billet classé dans la catégorie : Accueil > Monde > Obama Inauguration

<- Mme Madoff avait raison
Beijing Antananarivo ->

Certains droits protégés par licence Creative Commons , 2009 Barijaona Ramaholimihaso
Réagissez par les liens de commentaires ou par courriel : reactions (arobace) barijaona.com
 Accueil |  Humour | Macintosh | Bidouilles | Sélection | Éditeur